|
|
|
|

Teny iditra1  io
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-manondro akaiky nefa tsy voafaritra tsara ny halavitany: Tsy tiako io sary io, omeo azy io raha tiany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  That; plur. ireo [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  Celui-là; plur. ireo [1.8]
Sampanteny 
6  Mpisolo anarana :
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  8  Ny mpisolo rehetra
9  Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01